Dikan'ny teny : mandroboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (roboka) mt. P. (mandroboha): Mandentika, manatsoboka, manasaika, manasôka, ao anaty rano: Tsy mahay mandroboka landy ao anaty rano-nato aho. ? Mambosy, mitaona, manambitamby hanao zavatra: lanao ue, ry Dadatoa, no handroboka ahy hanao zavatra toy izany? ¶ M. h.: Manasaika, manatsoboka, manoboka, manasoka, manitrika, mandentika, mitaona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel