Dikan'ny teny : mandrohy

Hampiditra dikany vaovao
1 (rohy) mt. p. (mandrohiza): Mamatotra mafy: Mandrohy lakana. 1 Misambotra (omby) amin'ny fanipazana tady handringotra sy hamatotra ny lohany na ny tandrony na ny tongony: Kinga er? Rakoto raha handrohy omby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel