Dikan'ny teny : mandrokidroky

Hampiditra dikany vaovao
1 (droky) mt. p. (mandrokidrokia): Manambitamby mba hahazoana tombontsoa; manao izay hahafaly mba hanambakana: Nandrokidroky an-drainy marary izy mba hahazoana betsaka amin'ny zara loua. ΒΆ M.h.: Manolikoly, manojikojy, manangoly, mamoky. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel