Dikan'ny teny : mandrombaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (rombaka) mt, p. (mandrombaha): Maka haingana sy an-kery: Tonga izy dia nandrombaka ny hena teny an-tanako. 1 Manapaka tenin'olona, mitsaraingona, mitsatsaingoka: Aza mandrombaka ny tenin'ny sasany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel