Dikan'ny teny : mandroritra

Hampiditra dikany vaovao
1 (roritra) mt. P. (mandrorita): Manintona, mitarika, misarika: Mandroritra olona amin'ny sandriny. 1 Manenjana: Mandroritra anja-koditra / Manalava, manitatra: Fanaon-dRangahy io izany mandroritra resaka izany. • Mamivitra: Fomban'ny mpampianatra ny mandroritra ny sofin'ny mp ianany. ¶ M.h,: Mandrirotra, manintona, manenjana, mitarika, manao sinto-mahery. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel