Dikan'ny teny : mandrorona

Hampiditra dikany vaovao
1 (rorona) mt. s. (mandrordna):Mietry laharana; mitambotsotra: Olona manam-pahaizana toy ireny ka nandrorona mampalahelo. 1 (lehilahy) Misakaiza amin' ny vehivavy ambany firazanana noho izy. 1 Mihena (hery, sains): Efa mandrorona ny sain'io antidahy io. 1 Mihilana, mirona miankandrefana fa efa ho hariva: Efa mandrorona ny masoandro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel