Dikan'ny teny : mandrotsirotsy

Hampiditra dikany vaovao
1 (rotsirotsy) mt. p. (mandrotsirotsia): Manasavilivily (zaza) eo amin' ny sandry mba hampatory na hampangina azy, na hahafinaritra azy fotsiny. Ahitsio
2 (rotsirotsy) P. t.: Enti-milaza ny hoditra misy fivontosana kely madinika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel