Dikan'ny teny : mandrovitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (rouitra) mt. p. (mandrouita): Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin'ny dabilio io fa mandrouitra pataloa 1 h.o.: Manimba, mampizarazara: Mety handrouitra fanjakana izao raha mitohy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel