Dikan'ny teny : mandrozatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (rozatra) mt. P. (mandrozata): Mandrirodrirotra, misintontsintona; mamerimberin-dava, milaza zavatra hamelezana olona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel