Dikan'ny teny : manebaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tebaka) mt. p. (manebaha): Manakiana, maneso, manaratsy, milaza ankitsirano fa tsy mety ny na-tao, miteny mivantana ny faharatsiana na ny tsy fahombiazana: Manebaka ny olona rehetra io Rangahy io. 1 Manao tsinontsinona, manatsizarizary, manazimba, mamotsifotsy: Aza manebaka ny ana-dray aman-dreny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel