Dikan'ny teny : manefy

Hampiditra dikany vaovao
1 (tefy) mt. p. (mana-fa): Miasa vy na metaly hafa ho zavatra: Manefy uifotsy ve ianao, tompoko? • Manamboatra, mamolavola Samy miady mafy hanefy ny lohan'ny tanora ny antokom-politika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel