Dikan'ny teny : manelanelana

Hampiditra dikany vaovao
1 (elanelana) mt, p. (manelanelàna): Mitoetra, mijoro eo ampovoany: Trano iray ihany no manelanelana ny tranonay. 1 Mijoro eo afovoan'ny roa tonta ka afaka hitsara ny adiny satria tsy miray amin'itsy na iroa: Nanelanelana azy ireo aho tamin'ny ady nataony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel