Dikan'ny teny : manelatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (helatra) mt, s.: Mandefa tselatra; mamirapiratra. ΒΆ M.h.: Manelatrelatra, manjelanjelatra, mangirangirana, mamirapiratra, mitselatra, mahajemby, mahajambena, manjelatra, mihalontralona, manjopelaka, manjopiaka, mamono maso, tomaratra, tomaratara, mangoratsaka, mipendrampendrana, mitarataratra, mangiaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel