Dikan'ny teny : manely

Hampiditra dikany vaovao
1 (ely) mt. p. (maneleza): Manaparitaka amin'ny toerana iray: Antsoy i Koto hanely ny vary amin'ny tsihy. 1 Manao izay hahalalan' ny olona, manaparitaka: Manely tsaho. ΒΆ M.h.: Mampiely. - F.-p.: Manely tsaho: mampiely honohono tsy voamarina. * Ohab.: Manely vory ohatra ny akoholahy ambony sompitra: enti-milaza olona faly mandanilany foana ny noharin' ny sasany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel