Dikan'ny teny : manemitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (temitra) mt. p. (manemera): Manisy temitra. ? Mamefy: Olona tsy latsaka ny dimampolo no nanemitra ny arabe.. - F.-p.: Manemitra ivelany: mandany vola amin'olona any ivelan'ny tokantrano na ny ankohonana. j Manemitra mpangalatra: manao fefy manodidina mpangalatra iray mba tsy hahafahany mandositra. / Manemitra ny arabe: manao temitry ny arabe, izany hoe mirentirenty eny amin'ny sisin'ny arabe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel