Dikan'ny teny : manemotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (hemotra) mt. p. (manemora): Manalavitra ny andro: Misaotra azy ihanY fa nanemotra ny fandoavako vola izy. ? Manafohy: Iza indray no nanemotra ity akanjonao, Ramasaka? • Mitana tsy hivoaka: Manemo-dronono, hono, ny ombivauin-dry zareo ato avaratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel