Dikan'ny teny : manenatena

Hampiditra dikany vaovao
1 (tenatena) mt. p.: Mamely zavatra na olona na mandray na manapaka eo afovoa, eo antenatena. ' Manenda, Manakenda (kenda) mt p. (manendà, manakendà): Manery biby na olona amin'ny vozony: Nisy nanenda, nanakenda ny akoholahin-janako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel