Dikan'ny teny : manendaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (endaka) mt p. (manendaha): Manala ny hoditra, na ny sarona, na ny fono, izay rehetra mipetaka na miréikitra: Tsy menatra akory izy nanenda-damba an'io zaza kamboty io mba hanafiany ny zanany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel