Dikan'ny teny : manendrikendrika

Hampiditra dikany vaovao
1 (endrikendrika) mt p. (manendrikendreha): Milaza ho nataon'ny hafa ny ratsy tsy nataony, manoso-potaka, manombotomboka: Zaua-dratsy roa loha no ataon'ny mpanendrikendrika dia ny mandainga sy ny tsy tia namana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel