Dikan'ny teny : manendrombohitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tendrombohitra) mt s.: Mitsangantsangana eny an-tendrombohitra hanao firavoravoana, fa indrindra mba hanao fitondran-tena ratsy (voararan' ny lalàna fahizay ny manendrombohitra nandritra ny fisaonana ny mpanjaka raha nisy mpanjaka niamboho). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel