Dikan'ny teny : manendry

Hampiditra dikany vaovao
1 (tendry) mt. p. (manendre): Mihinana hanina kely: Rehefa mifady hanina ny Katolika, dia ny antoandro ihany no misakafo be, fa ny maraina sy ny hariva manendry hanina kely fotsiny. • Manondro ho amin'ny toerana iray, hifindra fonenana: Ny Filohan'ny Nosy no manendry azy ho lehiben'ny faritany. • Manondro olona ho manao izao sy izao: Manendry mosauy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel