Dikan'ny teny : manendy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana foko anankiray mpanao ny raharahan'ny Andriamanjaka fahiny. Ahitsio
2 (endy) mt. p. (manendasa): Mahandro zavatra amin'ny menaka fa tsy amin'ny rano: Manendy akoho ao anaty uilany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel