Dikan'ny teny : manenina

Hampiditra dikany vaovao
1 (nenina) mt. p. (manenena): Voan'ny nenina na ny alahelo tamin'ny na-tao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina tamin'ny tsy nianarany fony mbola kely Ra-koto. • Malahelo amin'ny hadisoana natao ka maka fikasana tsy hanao intsony: Manenina mafy ny fahotako aho. - F.-p.: Manenin-tsoa: tsy afa-po amin'ny tsara efa vita fa mbola ta hanao tsaratsara kokoa indray. f Adala manenina: enti-milaza ny mbola tia nefs nisaraka, ka raikitra alahelo isan'andro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel