Dikan'ny teny : manentina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tentina) mt p. (manenténa): Mandoko, manosctra: Iza no nanentina loko mena ity lamba it?? • Manentsina hirika, lavaka: Vao avy nanentina ny siny loaka aho. ? Manampy, mameno ny banga: Manentina ny madilana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel