Dikan'ny teny : manentsina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsentsina) mt p. (manentsena): Manisy tsentsina na zavatra entina manampina ]oaka na vava lava-ka na vava tavoahangy: Misy fako be manentsina ny lalana. - F-p.: Manentsin-tadiny: tsy mihaino na tsy miraharaha torohevitra na fananarana atao aminy. * Ohab.: Ranomaso manentsin-keloka: enti-milaza olona nanao ratsy ka mitomany ambony ihany na dia mbola tsy voakapoka na voateny akory aza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel