Dikan'ny teny : manera

Hampiditra dikany vaovao
1 (hera) mt p. (mar,erà): Mitady zavatra hamidy amin'olona, manelanelana zavatra amin'ny mpividy sy ny mpivarotra: Rakoto no nanera io trano io tamiko. / Manelanelana, mitaona vehivavy iray hisakaiza amin'ny lehilahy iray. ¶ M.h.: Manangy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel