Dikan'ny teny : manerinerina

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Miharihary eo amin'ny toerana avo sy mazava tsara: Manerinerina eo an-tampon'Antananariuo i Manjakamiadana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel