Dikan'ny teny : manerona

Hampiditra dikany vaovao
1 (erona) mt. p. (maner?na): Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny uauahady izahay. * Ohab.: Alika manerona: miaro ny tsy ho an'ny tena: enti-mdaza izay rehetra miaro zavatra na fananan'olona: tsy azy akory ilay zavatra dia maha-saropiaro azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel