Dikan'ny teny : manery

Hampiditra dikany vaovao
1 (tery) mt. p. (manere): Mamotsitra, manapotsitra: Manery uoaloboka. 1 Mangeja, mangehy: Manery ahy it? kiraro ity izany. 1 h.o,: Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana. 1 Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel