Dikan'ny teny : maneso

Hampiditra dikany vaovao
1 (eso) mt.p. (manesoa): Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra. 1 Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin'ny mpianany. ΒΆ M. h.: Manesoeso, manambany, manamavo, maniva, manivaiva, manizakizaka, mamingavinga, mamizaviza, manebaka, manabanty, manaraby, manakora, manondro molotra, manao potsamolotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel