Dikan'ny teny : manesotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (esotra) mt. P. (manesora): Manala amin'ny toerana misy azy: Antsoy i Bava hanesotra ireto entana ireto. 1 Mandroaka: Hanesotra mpiasa dimy, hono, ny mpampiasa amin'ny faran' ny volana. / Mametraka tsy hiasa: Ny Filoha mihitsy no nanesotra ny lehiben'ny Fiuondronana tao Ananona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel