Dikan'ny teny : manesy

Hampiditra dikany vaovao
1 (sesy) mt. p. (manese): Manao zavatra tsy miato: Nanesy nitsidika anay nandritra ny havaloana i Soa dia tsy nipoitra intsony indray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel