Dikan'ny teny : manetriketrika

Hampiditra dikany vaovao
1 (hetrika) p.t.: Malaza dia malaza, be renty, makotrokotroka (lanonana, fety...): Nanetriketrika ny lanonana tamin'ny 26 Jiona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel