Dikan'ny teny : manetroka

Hampiditra dikany vaovao
1 (setroka) mt. s. sady mt. p.: Ratsy firehitraka mitera-tsetroka betsaka: Manetroka izaitsizy ny kitay le-na. 1 Mandonaka, manorisory (olona) amin'ny setroka, manetona: Tandremo sao manetroka ny vahiny ny afonareo. 1 Mitezitra mafy, mandevilevy: Nanetroka ny mpianany ilay mpampianatra no-ho ny toetra ratsy nasehony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel