Dikan'ny teny : manety

Hampiditra dikany vaovao
1 (ety) mt. P. (manete): Mahatonga ho ety: Manety toerana ireto entana ireto fa avoahy. 1 Manahirana, manembantsembana: Manety ahy ianao fa mialĂ . Ahitsio
2 (hety) mt. p. (maneteza): Mandidy na manapaka amin'ny hety. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel