Dikan'ny teny : manevoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (evoka) mt. p. sady p.t. (manevoha): Mampanao evoka: Nanevoka ny zanany voan'ny bonibony Rasoa 1 p. t.: Manempotra, manempontsempotra (enti-nlaza hafanana na fofona mahery): Manevoka ny fofona auy amin'io fitoeram-pako io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel