Dikan'ny teny : manezaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (ezaka) mt, p. (manezaha): Manenjana, maninjitra. 1 Manao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Nanezaka ise tamin'it$y uolana ity matoa nahazo voalohany. 1 Manomboka: Nanezaka nitomany ilay zaza raha uao lasa reniny. 1 Maka an-keriny; manao angovy: Aza manezaka zauatr'olona Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel