Dikan'ny teny : mangadihady

Hampiditra dikany vaovao
1 (hadihady) p.t.: Enti-milaza toerana foana tsy misy na inona na inona fa 'osa daholo izay zavatra tao, toy ny tany tsy misy ahitra na voly izany, na toy ny loha nokakasana: Nataony nangadihady ny lohany ka saika tsy fantatro izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel