Dikan'ny teny : mangahazo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-javamaniry fihinam-bodiny anisan'ny haninkotrana naman' ny vomanga. (Vomangahazo no anarany taloha, izay nohafohezina taty aoriana hoe mangahazo na voangahazo — niavian'ny hoe ravim-boangahazo): Hatao sola-dena ve ny fahandro mangahazo ity? ¶ M.h.: Balahazo, kazaha, mahozo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel