Dikan'ny teny : mangaihay

Hampiditra dikany vaovao
1 (haihay)p.t.: Malahelo fa namoy zavatra nana-nana; nanantena zavatra ka tsy nahazo, hany ka toa tsy mahita hatao na holazaina: Lasa ilay voronkely efa azon' Isambilo ha nangaihay foana teo izy, ΒΆ M.h.: Mangasihasy, mipitrapitra, mihaingihaingy, mitanatana vava, manola-nify, gaina, diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, manjahatra, manjahana, mangotsoka, manjetoka, mitokaiky, mitsako dilana, kepoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel