Dikan'ny teny : mangaika

Hampiditra dikany vaovao
1 na Managaika (gai-ha) mt p. (mangeha, manageha): Mamehy, mamihina: Mangaika ny tenda ny fehitendako. ? Mangia tsy mamela hiala: Felatanamangaiha ny rantsana. • Manery: Nahay nangaika anay hiasa ny mpampianatra. Ahitsio
2 (haika) mt. p. (mangeho): Miantso mba ho tonga, mamory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel