Dikan'ny teny : mangalahala

Hampiditra dikany vaovao
1 (halahala) p.t.: Enti-milaza ny rano madio fotsy toy ny azo itarafana, madio dia madio, mangarangarana: Rano mangalahala Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel