Dikan'ny teny : manganana

Hampiditra dikany vaovao
1 Mangananganana (hanana, hananganana) p. t.: Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin'ny lela ihany aza: Mangananganana ny voan'ny auiauy. * Ohab.: Fatra-pitady ny manganana ka sendra ny mangidy tsy telina: loza raha hitady ny mangidingidy ka nahita ny tena mangidy nampivivy, izany hoe loza raha hitady tombony, nefa fahavoazana indray no hita. ΒΆ M. h.: Fatra-panihika ka nihatra amin'ny fotaka. f Nitady tombony ka natombiny. f Nitady sitrany ka nasitriny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel