Dikan'ny teny : manganohano

Hampiditra dikany vaovao
1 (hanohano) p. t.: Mangirangirana, mamirapiratra Manganohano ny varahina, ¶ M. h.: Manganihany. • Enti-milaza zavatra madio dia madio mitarehin-drano, azo itarafana: Manganohano rano kely mandeha ity, ¶ M.h.: Mangarangarana, mangalahala. 1 Enti-milaza ny ranomaso mihandrohandro mita hirotsaka: Manganohano ny ranomaso n'itti zaza. ¶ M.h.: Mihandrohandro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel