Dikan'ny teny : mangarahara

Hampiditra dikany vaovao
1 (harahara) p.t.: Tantera-pahazavana hatrany ambadika noho izy manify: Efa mangarahara it? lambanao fa aleo mividy uaouao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel