Dikan'ny teny : mangaro

Hampiditra dikany vaovao
1 (haro) mt. P. (mangaroa): Mamadibadika zavatra mba hifangaro tsara ny ao anatiny: Tsy mahay mangaro uary koa ianao izany! ~ Mampitambatra: Mahay sary aho fa tsy mahay mangaro loko. ΒΆ M.h.: Mania-ho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel