1 na Miharoka (haroka) mt. p. (mangarofa, miharofa): Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy mangaroka izany vilany izany ka andeha jereo. • Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hangaroka ahy Rakoto fa fantatro tsara ¶ M.h.: Misafary, misaroro, mamantatra.
Ahitsio