Dikan'ny teny : mangasihasy

Hampiditra dikany vaovao
1 (hasihasy) p. t.: Mahatsiaro ho voa sy menamenatra noho ny tsy nahazoana izay nantenaina: Tsy nahazo loka Ibalita ka nangasihasy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel