Dikan'ny teny : mangatsiaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hatsiaka) p.t.: Mamanala, manaikitra, mamirifiry: Mangatsiaka ny andro rehefa ririnina ? Tsy mafana, antara: Mangatsiaka ny kafe. 1 h.o.: Tsy misy hafanana, tsy mirehidrehitra: Nangatsiaka ny fifandraisanay tao ho ao izay. • Mahatsiaro hatsiaka: Mangatsiaka aho fa rakofy bodofotsy. 1 Matimaty, matoritory: Mangatsiaka ny fivauahana amin' it? faritany ¶ M, h.: (andro na zavatra) Mamirifiry, antaravelona, havandra latsaka, (olona) manara, ngoly, jihitra, marikoditra, mitsangam-bolo, mangintsy, mangintsingintsina, mangintsina, mifihifihy, mivihivihy, sarotin-katsiaka, saro-nara, manaran-defona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel