Dikan'ny teny : mangeboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (geboka) mt. P. (mangeboha): Mitana ho antena, mihinana: Tsy mba matoky azy intsony aho fa efa nangeboka ny volako izy. ? Mandany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel